Teny iditra haza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
 Something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pêche au filet ; chasse. [1.19]
 Butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Ohatra 
1Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436]
2nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Mpanahaka  remby ~ toha
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30