Teny iditra hazakazaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana haingana, riotra: Nahazo loka tamin' ny fifanalana hazakazaka izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a run, a gallop. See olomay, ezaka [Richardson 1885]
 the act of running or of walking fast; a race [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay course [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 gallop, marche accélérée [Abinal 1888]
 action de courir [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [Rajaonarivelo: Bina, takila 16]
2Ny fifaninanana hazakazaka zato metatra re mbola inona ê! [Andraina: I Vola, takila 59]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2016/03/10