Teny iditra hazangazana (hazana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   very hard. Used of earth. See mazana [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   sécheresse, comme celle de la terre [Abinal 1888]

Teny iditra hazangazana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   on the look out, being on the watch [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/11