Teny iditra hazary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tambahoaka] ody, fanafody [Rakotosaona 1972]
  [Taimoro, Tanosy] fanafody [Rajemisa 1985]
 ody famosaviana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] amulettes, remèdes [Deschamps 1936]
Famaritana frantsay (dans toute l'île). Substantif et racine verbale (probablement de l'arabe hasara : conjonction du sort, destin, prédiction). Nom donné en général aux sortilèges et pratiques magiques [Boiteau: Végétaux]
Ohatra Marangitra no natao anaran' ny riana rehetra fampandroana hazary fahiny. [Ndemahasoa: Antakay, takila 103]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hazary
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] hasina, fahitana, faminaniana [Rakotosaona 1972]

2018/12/29