Teny iditra hazazana (zaza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L'enfance [1.3]
 Enfance [1.5]
Haiendriteny 
Tsotra : hazazana, hazazako, hazazanao, hazazany, hazazantsika, hazazanay, hazazanareo, hazazan', hazazan-, hazazam-, hazaza-
Tovonana : -kazazana, -kazazako, -kazazanao, -kazazany, -kazazantsika, -kazazanay, -kazazanareo, -kazazan', -kazazan-, -kazazam-, -kazaza-
Tovy hevitra fahazazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20