Teny iditra hazo boribory
Singan-teny hazo ; boribory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hazo tsy nofisahana fa nendahan-koditra fotsiny, ka ampiasaina atao andry, rairaindrihana... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01