Teny iditra |
hazon-damosina
|
Singan-teny | hazo ; lamosina |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The spinal bone, the spine. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'épine dorsale [1.3]
|
| Colonne vertébrale [1.13]
|
Ohatra | Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|