Teny iditra hazovato (hazo, vato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bois silicifié [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra vatoharana ~ vatohazo
Mpanahaka  hazombato

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31