Teny iditra he-
Sokajin-teny   bikan' ny teny hetra

Teny iditra he
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery itỳ zava-mahazendana itỳ [Rajemisa 1985]

Teny iditra he
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana frantsay   [Tankarana] oui. [David 1952 (takila H)]

Teny iditra He
Sokajin-teny   anarana (simboly)
Famaritana malagasy   Singa mietona, faharoa amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy   Helium. [3.1]
Famaritana frantsay   Hélium. [3.1]
Voambolana  
Anarana siantifika   he|He

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10