Teny iditra Hebrio
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anarana nentin' ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin' ny razam-ben' i Abrahama natao hoe Heber [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: hébreu.
Teny nalaina 

Teny iditra Hebrio
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Hebrio, Hebreo: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
 Hebrews: one of the books of the Bible [Baiboly]
Fanazavàna teny frantsay Hébreux: un des livres de la Bible [Baiboly]
Voambolana 
Mpitovy hevitra Hebreo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31