Teny iditra heby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   See sakana. [Richardson 1885]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/25