Teny iditra hefakefaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ilany iray amin' ny kitrom-biby. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ Zavatra mikiraviravy, sady mihetsiketsika, nefa misy mitana azy tsy hiala [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/02