Teny iditra hefaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] midina, fisidinana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra hefaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hazo malemy [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra hefaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Taisaka] etat des plantes qu'agite le vent [Deschamps 1936]

2010/05/06