Teny iditra | hefarana (efatra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quatre jours [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Fivaditsoratra | faherana, hefarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |