Teny iditra hefikefika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hovitrovitry ny loha, hifikifika, hetsiketsika, hozongozona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy restlessness or agitation of the head or hands, or of things blown by the wind. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23