Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na mikarantsana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a laugh, laughter [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le rire [Hallanger 1974]
 rire [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the scratching of the ground by poultry, etc. see hohy. [mal. Kakas.] [Richardson 1885]
 the act of scratching the ground [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de gratter la terre [Hallanger 1974]
 action de gratter la terre avec les patt [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 

Teny iditra hehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fihetsiketsiky ny hazo tsofin-drivotra [Rakotosaona 1972]

2010/06/26