Teny iditra heky
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro, Taisaka] aloha [Rakotosaona 1972]
   [Bara] aloha, angaloha [Rakotosaona 1972]

Teny iditra heky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] tahiry [Rakotosaona 1972]

Teny iditra heky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] hehy [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06