Teny iditra helohelo (helo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny helo

2012/12/15