Teny iditra heloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
¶ Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [Richardson 1885]
   guilt; condemnation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   faute, culpabilité; condamnation [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra heloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   crookedness [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   courbure [Hallanger 1974]
Fifanahafana   helo-drano

Teny iditra heloka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] colère [David 1952 (takila H)]
Voambolana  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10