Teny iditra heloka bevava
Singan-teny heloka ; bevava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A serious crime [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Délit grave [1.8]
 Crime [1.13]
Ohatra 
1Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [2.114]
2Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508]
3Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20