Teny iditra | ![]() |
hembahemba |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fihofahofana (fiteny amin' ny saina mikopakopaka indrindra) ¶ Fambaran' aretina. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny | ahembahemba, anembahembana, fanembahembana, fihemba, hembahembaina, manembahemba, voahembahemba | |
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
![]() |