Teny iditra hemoroida
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: hémorroïde.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31