Teny iditra hena
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany
¶ Fery
¶ Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   meat, esp. beef [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   viande, viande de boeuf [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 13]
Voambolana  
Sampanteny  
Ny bikany  
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
henan'
henan-
henam-
-kena
-kenako
-kenanao
-kenany
-kenantsika
-kenanay
-kenanareo
-kenan'
-kenan-
-kenam-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra hena
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   diminution, amoindrissement [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
hen'
hen-
hem-
he-
-kena
-keko
-kenao
-keny
-kentsika
-kenay
-kenareo
-ken'
-ken-
-kem-
-ke-

Teny iditra heña
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tantely mifindra [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Ny bikany  
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
hen'
hen-
hem-
he-
-kena
-keko
-kenao
-keny
-kentsika
-kenay
-kenareo
-ken'
-ken-
-kem-
-ke-

Teny iditra heña
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   hankaiza [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/08