Teny iditra henarana (henatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be made ashamed. [Richardson 1885]
Endriteny 
henarana
henarako
henaranao
henarany
henarantsika
henaranay
henaranareo
henaran'
henaran-
henaram-
henara-
nohenarana
nohenarako
nohenaranao
nohenarany
nohenarantsika
nohenaranay
nohenaranareo
nohenaran'
nohenaran-
nohenaram-
nohenara-
hohenarana
hohenarako
hohenaranao
hohenarany
hohenarantsika
hohenaranay
hohenaranareo
hohenaran'
hohenaran-
hohenaram-
hohenara-
henaro

2010/05/14