Teny iditra hena ritra
Singan-teny hena ; ritra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hena nohandroina ho ritra ny fahandroana azy; hena noritina ka tsy misy rano intsony fa menaka sisa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beef cooked till the juice is all boiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Viande cuite jusqu'à ce que le liquide soit évaporé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17