Teny iditra henatra iombonana
Singan-teny henatra ; iombonana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana fahafaham-baraka mahazo ny fianakaviana ka heverina ho mihatra amin' ireo havana rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16