Teny iditra henatry ny razana
Singan-teny henatra ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny mahantra fadiranovana ao amin' ny fianakaviana, izay toy ny henatry ny razana ka tokony hampian' ny havana rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15