Teny iditra hena varanga
Singan-teny hena ; varanga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny henam-pandroana notehirizina tamin' ny menaka nahandroana azy ka naharitra tamin' ny fandroana manaraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17