Teny iditra hendry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
¶ Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
¶ Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
¶ Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wise, prudent, intelligent [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sage, prudent, intelligent [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
ho hendry
hendre
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hendry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tily, tsikilo [Rajemisa 1985]

2010/05/12