Teny iditra heniheny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A swamp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marais, terrain bourbeux, les rizières. [1.3]
 Marécage [1.8, 1.13]
 (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae. On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. [1.196]
Ohatra 
1Heniheny iray manontolo ny lohasaha. [2.270]
2Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io. [2.472]
3Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo. [1.353]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  honahona ~ horaka ~ zetra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27