Teny iditra henika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno: Henika ny sompitra
¶ Heniky ny hafaliana ny fonay
¶ Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka
¶ Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy full; having all [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay comblé, saturé [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2010/06/26