Teny iditra henjana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko
¶ Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany
¶ Mahavizana: Henjana ity lalana ity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy stiff; stretched tight; strict [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raide [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
 tendu [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux)
¶ fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [Abinal 1888]
 rigoureux [Hallanger 1974]
 rigide [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Henjana ny tady (La corde est raide) [Abinal 1888]
2Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 76]
3Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [Randriamamonjy: Tantara, takila 500]
4fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [Callet: Tantara, takila 65]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2017/04/07