Teny iditra henjy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   henjihenjy
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny henjy itý (1): Behenjy

Teny iditra henjy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [David 1952 (takila H)]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10