Teny iditra henoina (heno)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao re, atongilana ny sofina mba handre [...]
¶ Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be hearkened to, to be listened to, to be attended to. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on écoute [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 301]
Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [Rakotozafy: Ratsimba]
Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [Ravelomanana: Lalana, takila 142]
Ny bikany  
henoina
henoiko
henoinao
henoiny
henointsika
henoinay
henoinareo
henoin'
henoin-
henoim-
henoi-
nohenoina
nohenoiko
nohenoinao
nohenoiny
nohenointsika
nohenoinay
nohenoinareo
nohenoin'
nohenoin-
nohenoim-
nohenoi-
hohenoina
hohenoiko
hohenoinao
hohenoiny
hohenointsika
hohenoinay
hohenoinareo
hohenoin'
hohenoin-
hohenoim-
hohenoi-
henoy
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/23