Teny iditra henoy (heno)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao henoina [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Henoy ny hiran' ny ankizy [Rajemisa 1985]
2Henoy ny fangatahanay, tompoko [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2012/12/15