Teny iditra hentona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hazo fisaka mifantsika amin' ny andry telo tamin' ny trano teo aloha eo akaikin' ny tendrony mba hanakambanana sy hanatambinana azy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   pièce de bois servant à relier les poteaux ou piliers des maisons [Abinal 1888]

Teny iditra hentona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   avo (raha zavatra) [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra hentona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   mangidy sira
¶ lafo loatra (raha vidin-javatra); lafo izaitsizy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   amer, âpre, âcre comme ce qui est trop salé
¶ coûteux, cher [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/13