Teny iditra hentsina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Voatohana tsy afa-mivoaka ka mihandrona fa tsentsina; enti-milaza ny orona tsy avy miaina fa tampin' ny sery [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Embarrassé, obstrué, se dit du nez, quand on a un rhume de cerveau [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2016/11/02