Teny iditra herehina (herika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy
Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be looked at by turning the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on regarde en se retournant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : herehina, herehiko, herehinao, herehiny, herehintsika, herehinay, herehinareo, herehin', herehin-, herehim-, herehi-
Ny lasa : noherehina, noherehiko, noherehinao, noherehiny, noherehintsika, noherehinay, noherehinareo, noherehin', noherehin-, noherehim-, noherehi-
Ny hoavy : hoherehina, hoherehiko, hoherehinao, hoherehiny, hoherehintsika, hoherehinay, hoherehinareo, hoherehin', hoherehin-, hoherehim-, hoherehi-
Filaza mandidy : hereho
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11