Teny iditra herina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
Herinandro, herintaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A turn, a return [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Retour à [1.20]
 Demi-tour, retour [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  herinandro ~ herintaona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31