Teny iditra herintaona (herina, taona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray
¶ Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a year [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   une année [Hallanger 1974]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/10