Teny iditra herotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] fingotra [Rakotosaona 1972]
 Mena-dronono mitsinkafona mitambatra amin' ny fanambonin' ny ronono masaka.
Mitovy hevitra: folaka andantony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a rubbery skin or layer; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay croûte, peau du lait, etc. [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  hero-dronono

Teny iditra herotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson, ? Cristipoma. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 
Anarana siantifika Cristipoma
Tsipelina hafa 

2017/03/10