Teny iditra hetaheta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany
¶ Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy thirst [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay soif [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra hetaheta
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy strong desire [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay désir ardent [Hallanger 1974]
Voambolana 

2010/12/20