Teny iditra hetotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rivotra avy any amin' ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin' ny vava fivalanana ka mitsefotra na manao feo hafahafa tsy saro-pantarina [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/10/08