Teny iditra | hetrika | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka. Hafanana tsy anerany Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | hetriketrika | ||||||
Fivaditsoratra | hekitra, hetrika, katrehy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |