Teny iditra hetsiketsika (hetsika)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   turbulence, agitation continuelle [Abinal 1888]
   agitation [Malzac: Grammaire]
Ohatra   Amin'izao ady, ataon'ny France amintsika izao, dia samy ny hetsiketsika be hiany, ny sain'ny olona rehetra eto Antananarivo [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 124]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/09