Teny iditra | hetsoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Ireo olona natao mpitsara nampisotro tangena tamin' ny fampinomana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] Nom des juges qui administrent les poisons ordaliques, le tangena. [1.196] | |
Teny iditra | hetsoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka, Tanosy] fitaratra [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |