Teny iditra hetsy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a hundred thousand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cent mille [Hallanger 1974]
Famaritana iraisam-pirenena 100.000 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [Randzavola: Baiboly, takila 147]
Lahatsoratra 

Teny iditra hetsy
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2017/10/26