Teny iditra hety
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity
¶ Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   scissors [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ciseaux [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra hety
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23