Teny iditra heva
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hatsaran-tarehy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra heva
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hevaheva

Teny iditra heva
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tranom-boronkely ompiana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra heva
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] vovo fakana hazandrano [Rakotosaona 1972]

2010/09/07