Teny iditra hevaheva (heva)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a floating in space [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay état de ce qui est suspendu en l'air [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2010/09/08